plt_tn/psa/017/001.md

717 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Vavaka nataon'i Davida

"Ity no vavaka izay nosoratan'i Davida"

Atongilano amin'ny fivavaky ny molotro tsy misy fitaka ny sofinao

Ny fiteny "atongilano ny sofinao" dia manondro fihainoana, ary ny teny hoe "molotra" manondro ireo teny ambaran'ny olona iray. DH: "Mihainoa ny fivavako izay tsy mipololotra avy amin'ny molotra mandainga"

Aoka ho avy eo anatrehanao ny fanamarinana ahy

Ny "fanatrehana" eto dia manondro ny tenan'i Yaveh. DH: "Ambarao ho tsy manan-tsiny aho"

avelao ny masonao hijery ny rariny!

"Ny masonao" eto dia manondro izay fantatr'i Yaveh fa marina. DH: "fantatrao fa milaza ny marina aho!"