plt_tn/psa/014/004.md

557 B

Tsy mahafantatra na inona na inona ve izy ireo ... tsy miantso an'i Yaveh

Ity fanontaniana tsara petraka ity dia apetraka hanampiana fanamafisana. Azo adika ho fanambarana izany. DH: "Manao toy ny hoe tsy mahalala na inona na inona izy ireo ... tsy miantso an'i Yaveh. Kanefa izy ireo mahafantatra izay ataony!"

izay mpanao heloka

Ny "heloka" eto dia manondro fanaovana zava-dratsy. DH: "Izay manao fihetsika ratsy"

izay mihinana ny oloko

Izany dia ireo izay manao zava-dratsy sy manimba ny olon'Andriamanitra toy ny hoe mihinan-kanina izy ireo.