# Tsy mahafantatra na inona na inona ve izy ireo ... tsy miantso an'i Yaveh Ity fanontaniana tsara petraka ity dia apetraka hanampiana fanamafisana. Azo adika ho fanambarana izany. DH: "Manao toy ny hoe tsy mahalala na inona na inona izy ireo ... tsy miantso an'i Yaveh. Kanefa izy ireo mahafantatra izay ataony!" # izay mpanao heloka Ny "heloka" eto dia manondro fanaovana zava-dratsy. DH: "Izay manao fihetsika ratsy" # izay mihinana ny oloko Izany dia ireo izay manao zava-dratsy sy manimba ny olon'Andriamanitra toy ny hoe mihinan-kanina izy ireo.