plt_tn/psa/014/004.md

12 lines
557 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tsy mahafantatra na inona na inona ve izy ireo ... tsy miantso an'i Yaveh
Ity fanontaniana tsara petraka ity dia apetraka hanampiana fanamafisana. Azo adika ho fanambarana izany. DH: "Manao toy ny hoe tsy mahalala na inona na inona izy ireo ... tsy miantso an'i Yaveh. Kanefa izy ireo mahafantatra izay ataony!"
# izay mpanao heloka
Ny "heloka" eto dia manondro fanaovana zava-dratsy. DH: "Izay manao fihetsika ratsy"
# izay mihinana ny oloko
Izany dia ireo izay manao zava-dratsy sy manimba ny olon'Andriamanitra toy ny hoe mihinan-kanina izy ireo.