plt_tn/psa/014/002.md

485 B

zanak'olombelona

Ity andianteny ity dia manondro ny olombelona rehetra.

izay mitady Azy

Izany dia mamaritra ireo izay maniry hahalala an'Andriamanitra tahaka ny hoe nanara-dia Azy tokoa amin'ny lalany. DH: "izay maniry hahalala Azy"

Samy efa nania avokoa izy rehetra

Izany dia mamaritra olona izay efa nandà an'Andriamanitra toy ny hoe nitsahatra nandeha tamin'ny lala-marina izy ireo ary lasa tamina tari-dalana hafa. DH: "Samy efa nania tamin'i Yaveh avokoa izy rehetra"