plt_tn/psa/014/002.md

12 lines
485 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# zanak'olombelona
Ity andianteny ity dia manondro ny olombelona rehetra.
# izay mitady Azy
Izany dia mamaritra ireo izay maniry hahalala an'Andriamanitra tahaka ny hoe nanara-dia Azy tokoa amin'ny lalany. DH: "izay maniry hahalala Azy"
# Samy efa nania avokoa izy rehetra
Izany dia mamaritra olona izay efa nandà an'Andriamanitra toy ny hoe nitsahatra nandeha tamin'ny lala-marina izy ireo ary lasa tamina tari-dalana hafa. DH: "Samy efa nania tamin'i Yaveh avokoa izy rehetra"