# zanak'olombelona Ity andianteny ity dia manondro ny olombelona rehetra. # izay mitady Azy Izany dia mamaritra ireo izay maniry hahalala an'Andriamanitra tahaka ny hoe nanara-dia Azy tokoa amin'ny lalany. DH: "izay maniry hahalala Azy" # Samy efa nania avokoa izy rehetra Izany dia mamaritra olona izay efa nandà an'Andriamanitra toy ny hoe nitsahatra nandeha tamin'ny lala-marina izy ireo ary lasa tamina tari-dalana hafa. DH: "Samy efa nania tamin'i Yaveh avokoa izy rehetra"