plt_tn/psa/012/006.md

20 lines
474 B
Markdown

# tahaka ny volafotsy voarendrika im-pito, tao amin'ny lafaoron'ny tany
Ampitahaina amin'ny volafotsy izay avy nodiovina ny tenin'i Yaveh. DH: "tsy misy pentina izany"
# Mitahiry azy ireo Ianao
"mihazona ny olo-masina ho azo antoka Ianao"
# Mandeha na aiza na aiza
"manodidina anay"
# rehefa asandratra amin'ny zanak'olombelona ny ratsy
Azo ambara amin'ny tso-drafitra izany. DH: "rehefa midera ny ratsy ny olona rehetra"
# zanak'olombelona
"olombelona" na "olona"