plt_tn/psa/012/006.md

474 B

tahaka ny volafotsy voarendrika im-pito, tao amin'ny lafaoron'ny tany

Ampitahaina amin'ny volafotsy izay avy nodiovina ny tenin'i Yaveh. DH: "tsy misy pentina izany"

Mitahiry azy ireo Ianao

"mihazona ny olo-masina ho azo antoka Ianao"

Mandeha na aiza na aiza

"manodidina anay"

rehefa asandratra amin'ny zanak'olombelona ny ratsy

Azo ambara amin'ny tso-drafitra izany. DH: "rehefa midera ny ratsy ny olona rehetra"

zanak'olombelona

"olombelona" na "olona"