# tahaka ny volafotsy voarendrika im-pito, tao amin'ny lafaoron'ny tany Ampitahaina amin'ny volafotsy izay avy nodiovina ny tenin'i Yaveh. DH: "tsy misy pentina izany" # Mitahiry azy ireo Ianao "mihazona ny olo-masina ho azo antoka Ianao" # Mandeha na aiza na aiza "manodidina anay" # rehefa asandratra amin'ny zanak'olombelona ny ratsy Azo ambara amin'ny tso-drafitra izany. DH: "rehefa midera ny ratsy ny olona rehetra" # zanak'olombelona "olombelona" na "olona"