plt_tn/psa/011/005.md

389 B

dinihina

"mijery amim-pahalinana"

mankafy herisetra

"mamely ny hafa"

Handatsaka vain'afo mahamay sy solifara amin'ireo ratsy fanahy Izy; rivo-mandoro no ho anjara kapoakany

Ny famaizan'Andriamanitra dia soritana toy ny hoe vain'afo sy solifara avy amin'ny volkano. DH: "Manafay ny ratsy fanahy Izy; tsy hisy anjara ho azy ireo!"

hahita ny tavany

"ho eo amin'ny fanatrehany"