plt_tn/psa/011/005.md

16 lines
389 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# dinihina
"mijery amim-pahalinana"
# mankafy herisetra
"mamely ny hafa"
# Handatsaka vain'afo mahamay sy solifara amin'ireo ratsy fanahy Izy; rivo-mandoro no ho anjara kapoakany
Ny famaizan'Andriamanitra dia soritana toy ny hoe vain'afo sy solifara avy amin'ny volkano. DH: "Manafay ny ratsy fanahy Izy; tsy hisy anjara ho azy ireo!"
# hahita ny tavany
"ho eo amin'ny fanatrehany"