# dinihina "mijery amim-pahalinana" # mankafy herisetra "mamely ny hafa" # Handatsaka vain'afo mahamay sy solifara amin'ireo ratsy fanahy Izy; rivo-mandoro no ho anjara kapoakany Ny famaizan'Andriamanitra dia soritana toy ny hoe vain'afo sy solifara avy amin'ny volkano. DH: "Manafay ny ratsy fanahy Izy; tsy hisy anjara ho azy ireo!" # hahita ny tavany "ho eo amin'ny fanatrehany"