plt_tn/psa/010/017.md

501 B

efa nandre ny fitarainan'ireo ory Ianao

Midika izany fa mitaraina amin'Andriamanitra ireo ory. DH: "rehefa nitaraina aminao ireo ory, dia nihaino azy ireo nilaza taminao izay ilainy izy ireo"

mampahery ny fon'izy ireo Ianao

Ny fo mahery dia herim-po, ary ny fampaherezana ny fon'ny olona maneho fampaherezana azy ireo. DH: "mampahery azy ireo Ianao" na "mampisy fahatokisan-tena azy ireo Ianao"

tsy hisy olona ... hampihorohoro indray

"tsy hisy olona ... hampahatahotra ny vahoaka intsony"