# efa nandre ny fitarainan'ireo ory Ianao Midika izany fa mitaraina amin'Andriamanitra ireo ory. DH: "rehefa nitaraina aminao ireo ory, dia nihaino azy ireo nilaza taminao izay ilainy izy ireo" # mampahery ny fon'izy ireo Ianao Ny fo mahery dia herim-po, ary ny fampaherezana ny fon'ny olona maneho fampaherezana azy ireo. DH: "mampahery azy ireo Ianao" na "mampisy fahatokisan-tena azy ireo Ianao" # tsy hisy olona ... hampihorohoro indray "tsy hisy olona ... hampahatahotra ny vahoaka intsony"