plt_tn/psa/010/017.md

12 lines
501 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# efa nandre ny fitarainan'ireo ory Ianao
Midika izany fa mitaraina amin'Andriamanitra ireo ory. DH: "rehefa nitaraina aminao ireo ory, dia nihaino azy ireo nilaza taminao izay ilainy izy ireo"
# mampahery ny fon'izy ireo Ianao
Ny fo mahery dia herim-po, ary ny fampaherezana ny fon'ny olona maneho fampaherezana azy ireo. DH: "mampahery azy ireo Ianao" na "mampisy fahatokisan-tena azy ireo Ianao"
# tsy hisy olona ... hampihorohoro indray
"tsy hisy olona ... hampahatahotra ny vahoaka intsony"