plt_tn/psa/010/011.md

24 lines
851 B
Markdown

# Hoy izy
Ny teny hoe "izy" dia manondro ny olona ratsy fanahy, sy ireo olona ratsy fanahy amin'ny ankapobeny.
# Efa nanadino Andriamanitra
Ny fandavana ny hijery izay ataon'ny olona dia lazaina ho fanadinoina. DH: "Andriamanitra tsy mijery" na "Andriamanitra tsy mihevitra izay ataoko"
# mandrakotra ny tavany Izy
Ny fandavana hijery izay ataon'ny olona dia lazaina fa manarona tava. DH: "mandà ny hijery izay mitranga Andriamanitra"
# tsy hisahirana hijery akory Izy
Ny fifantohana amin'izay ataon'ny olona dia lazaina fa mijery izany. DH: "tsy hisahirana hifantoka akory Izy" na "Tsy hiraharaha akory Izy"
# Mitsangàna
Ny fanombohana hanao zavatra dia lazaina fa mitsangana. DH: "Manaova zavatra"
# Asandrato ny tananao
Ny manandra-tanana hamely olona eto dia maneho famaizana azy. DH: "Asio mafy izy" na "Faizo ny olona ratsy fanahy"