# Hoy izy Ny teny hoe "izy" dia manondro ny olona ratsy fanahy, sy ireo olona ratsy fanahy amin'ny ankapobeny. # Efa nanadino Andriamanitra Ny fandavana ny hijery izay ataon'ny olona dia lazaina ho fanadinoina. DH: "Andriamanitra tsy mijery" na "Andriamanitra tsy mihevitra izay ataoko" # mandrakotra ny tavany Izy Ny fandavana hijery izay ataon'ny olona dia lazaina fa manarona tava. DH: "mandĂ  ny hijery izay mitranga Andriamanitra" # tsy hisahirana hijery akory Izy Ny fifantohana amin'izay ataon'ny olona dia lazaina fa mijery izany. DH: "tsy hisahirana hifantoka akory Izy" na "Tsy hiraharaha akory Izy" # MitsangĂ na Ny fanombohana hanao zavatra dia lazaina fa mitsangana. DH: "Manaova zavatra" # Asandrato ny tananao Ny manandra-tanana hamely olona eto dia maneho famaizana azy. DH: "Asio mafy izy" na "Faizo ny olona ratsy fanahy"