plt_tn/psa/010/011.md

851 B

Hoy izy

Ny teny hoe "izy" dia manondro ny olona ratsy fanahy, sy ireo olona ratsy fanahy amin'ny ankapobeny.

Efa nanadino Andriamanitra

Ny fandavana ny hijery izay ataon'ny olona dia lazaina ho fanadinoina. DH: "Andriamanitra tsy mijery" na "Andriamanitra tsy mihevitra izay ataoko"

mandrakotra ny tavany Izy

Ny fandavana hijery izay ataon'ny olona dia lazaina fa manarona tava. DH: "mandà ny hijery izay mitranga Andriamanitra"

tsy hisahirana hijery akory Izy

Ny fifantohana amin'izay ataon'ny olona dia lazaina fa mijery izany. DH: "tsy hisahirana hifantoka akory Izy" na "Tsy hiraharaha akory Izy"

Mitsangàna

Ny fanombohana hanao zavatra dia lazaina fa mitsangana. DH: "Manaova zavatra"

Asandrato ny tananao

Ny manandra-tanana hamely olona eto dia maneho famaizana azy. DH: "Asio mafy izy" na "Faizo ny olona ratsy fanahy"