plt_tn/psa/010/001.md

703 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fitoviana dia iraisana amin'ny tonokalo Hebreo.

Nahoana, Yaveh o, no mijanona eny lavitra eny Ianao? Nahoana no manafina ny tenanao amin'ny fotoan-tsarotra Ianao?

Mampiasa ireo fanontaniana ireo ny mpilaza hanambarana ny fahoriany izay tsy namonjen'Andriamanitra azy. DH: "Yaveh o, isaky ny ao anaty fotoan-tsarotra aho dia toa manalavitra ahy Ianao ary miafina ahy"

teti-dratsy

"fikasana"

ny olona ratsy fanahy

Izany dia manondro olona ratsy fanahy amin'ny ankapobeny.

faniriany lalina

Ny anarana "faniriana" dia azo ambara amin'ny matoateny "maniry" DH: "ireo zavatra izay iriany atao mafy."

tsy mahalala onona

"olona tsy mahalala onona"