plt_tn/psa/010/001.md

24 lines
703 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fitoviana dia iraisana amin'ny tonokalo Hebreo.
# Nahoana, Yaveh o, no mijanona eny lavitra eny Ianao? Nahoana no manafina ny tenanao amin'ny fotoan-tsarotra Ianao?
Mampiasa ireo fanontaniana ireo ny mpilaza hanambarana ny fahoriany izay tsy namonjen'Andriamanitra azy. DH: "Yaveh o, isaky ny ao anaty fotoan-tsarotra aho dia toa manalavitra ahy Ianao ary miafina ahy"
# teti-dratsy
"fikasana"
# ny olona ratsy fanahy
Izany dia manondro olona ratsy fanahy amin'ny ankapobeny.
# faniriany lalina
Ny anarana "faniriana" dia azo ambara amin'ny matoateny "maniry" DH: "ireo zavatra izay iriany atao mafy."
# tsy mahalala onona
"olona tsy mahalala onona"