# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fitoviana dia iraisana amin'ny tonokalo Hebreo. # Nahoana, Yaveh o, no mijanona eny lavitra eny Ianao? Nahoana no manafina ny tenanao amin'ny fotoan-tsarotra Ianao? Mampiasa ireo fanontaniana ireo ny mpilaza hanambarana ny fahoriany izay tsy namonjen'Andriamanitra azy. DH: "Yaveh o, isaky ny ao anaty fotoan-tsarotra aho dia toa manalavitra ahy Ianao ary miafina ahy" # teti-dratsy "fikasana" # ny olona ratsy fanahy Izany dia manondro olona ratsy fanahy amin'ny ankapobeny. # faniriany lalina Ny anarana "faniriana" dia azo ambara amin'ny matoateny "maniry" DH: "ireo zavatra izay iriany atao mafy." # tsy mahalala onona "olona tsy mahalala onona"