plt_tn/psa/009/011.md

16 lines
502 B
Markdown

# izay manapaka ao Ziona
"izay monina ao Jerosalema"
# ambarao amin'ireo firenena
Eto "ireo firenena" dia maneho ny olona rehetra.
# Fa ny Andriamanitra izay mamaly ny fandatsahan-drà dia mahatsiaro
Ny zavatra tsaroany dia azo ambara mazava. DH: "Fa ny Andriamanitra izay mamaly ny fandatsahan-drà dia mahatsiaro ireo izay novonoina" na "Fa Andriamanitra mahatsiaro ireo izay novonoina ary manafay ny mpamono olona"
# tsy manadino ny fitarainana Izy
"tsy mody tsy mahalala ny fitarainana Izy"