plt_tn/psa/009/011.md

502 B

izay manapaka ao Ziona

"izay monina ao Jerosalema"

ambarao amin'ireo firenena

Eto "ireo firenena" dia maneho ny olona rehetra.

Fa ny Andriamanitra izay mamaly ny fandatsahan-drà dia mahatsiaro

Ny zavatra tsaroany dia azo ambara mazava. DH: "Fa ny Andriamanitra izay mamaly ny fandatsahan-drà dia mahatsiaro ireo izay novonoina" na "Fa Andriamanitra mahatsiaro ireo izay novonoina ary manafay ny mpamono olona"

tsy manadino ny fitarainana Izy

"tsy mody tsy mahalala ny fitarainana Izy"