# izay manapaka ao Ziona "izay monina ao Jerosalema" # ambarao amin'ireo firenena Eto "ireo firenena" dia maneho ny olona rehetra. # Fa ny Andriamanitra izay mamaly ny fandatsahan-drà dia mahatsiaro Ny zavatra tsaroany dia azo ambara mazava. DH: "Fa ny Andriamanitra izay mamaly ny fandatsahan-drà dia mahatsiaro ireo izay novonoina" na "Fa Andriamanitra mahatsiaro ireo izay novonoina ary manafay ny mpamono olona" # tsy manadino ny fitarainana Izy "tsy mody tsy mahalala ny fitarainana Izy"