plt_tn/psa/009/009.md

16 lines
435 B
Markdown

# Ho fiarovana mafy ho an'ny ory ihany koa Yaveh
Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe toerana izay hahafahan'ny olona mandeha misy fiarovana. DH: "Hiaro ny ory ihany koa Yaveh" na "Hanome fiarovana ho an'ireo izay ory ihany koa Yaveh"
# fiarovana mafy
"fierena" na "fialofana"
# Izay mahalala ny anaranao
Eto ny teny "ny anaranao" dia maneho an'Andriamanitra. Dh: "Izay mahalala Anao"
# aza mandao
"aza mahafoy" na "aza mamela"