# Ho fiarovana mafy ho an'ny ory ihany koa Yaveh Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe toerana izay hahafahan'ny olona mandeha misy fiarovana. DH: "Hiaro ny ory ihany koa Yaveh" na "Hanome fiarovana ho an'ireo izay ory ihany koa Yaveh" # fiarovana mafy "fierena" na "fialofana" # Izay mahalala ny anaranao Eto ny teny "ny anaranao" dia maneho an'Andriamanitra. Dh: "Izay mahalala Anao" # aza mandao "aza mahafoy" na "aza mamela"