plt_tn/psa/009/009.md

435 B

Ho fiarovana mafy ho an'ny ory ihany koa Yaveh

Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe toerana izay hahafahan'ny olona mandeha misy fiarovana. DH: "Hiaro ny ory ihany koa Yaveh" na "Hanome fiarovana ho an'ireo izay ory ihany koa Yaveh"

fiarovana mafy

"fierena" na "fialofana"

Izay mahalala ny anaranao

Eto ny teny "ny anaranao" dia maneho an'Andriamanitra. Dh: "Izay mahalala Anao"

aza mandao

"aza mahafoy" na "aza mamela"