plt_tn/psa/008/003.md

708 B

lanitrao aho, izay nataon'ny ratsan-tananao

Ny rantsan-tanan'Andriamanitra dia maneho Azy. DH: "ny lanitra izay namboarinao"

inona moa izay olona no ahatsiarovana azy, na nyolona no hirarahianao azy ireo?

Ireo fanamarihana ireo dia efa nambara tamin'ny endrika fanontaniana mba hanampiana fanamafisana. DH: "Mahagaga Ianao fa mihevitra ny olona ka manahy ny amin'izy ireo!"

olona ... olombelona

Ireo andianteny roa ireo dia samy manondro ny olona amin'ny ankapobeny.

nampisatrohinao voninahitra sy haja

Ny voninahitra sy haja dia lazaina toy ny hoe satro-boninahitra. Ny teny hoe "voninahitra" sy "haja" dia mitovy ny dikany. DH: "nomenao voninahitra sy haja" na "nataonao tahaka ny mpanjaka"