plt_tn/psa/008/003.md

16 lines
708 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# lanitrao aho, izay nataon'ny ratsan-tananao
Ny rantsan-tanan'Andriamanitra dia maneho Azy. DH: "ny lanitra izay namboarinao"
# inona moa izay olona no ahatsiarovana azy, na nyolona no hirarahianao azy ireo?
Ireo fanamarihana ireo dia efa nambara tamin'ny endrika fanontaniana mba hanampiana fanamafisana. DH: "Mahagaga Ianao fa mihevitra ny olona ka manahy ny amin'izy ireo!"
# olona ... olombelona
Ireo andianteny roa ireo dia samy manondro ny olona amin'ny ankapobeny.
# nampisatrohinao voninahitra sy haja
Ny voninahitra sy haja dia lazaina toy ny hoe satro-boninahitra. Ny teny hoe "voninahitra" sy "haja" dia mitovy ny dikany. DH: "nomenao voninahitra sy haja" na "nataonao tahaka ny mpanjaka"