# lanitrao aho, izay nataon'ny ratsan-tananao Ny rantsan-tanan'Andriamanitra dia maneho Azy. DH: "ny lanitra izay namboarinao" # inona moa izay olona no ahatsiarovana azy, na nyolona no hirarahianao azy ireo? Ireo fanamarihana ireo dia efa nambara tamin'ny endrika fanontaniana mba hanampiana fanamafisana. DH: "Mahagaga Ianao fa mihevitra ny olona ka manahy ny amin'izy ireo!" # olona ... olombelona Ireo andianteny roa ireo dia samy manondro ny olona amin'ny ankapobeny. # nampisatrohinao voninahitra sy haja Ny voninahitra sy haja dia lazaina toy ny hoe satro-boninahitra. Ny teny hoe "voninahitra" sy "haja" dia mitovy ny dikany. DH: "nomenao voninahitra sy haja" na "nataonao tahaka ny mpanjaka"