plt_tn/psa/007/008.md

292 B

hamarino aho

"asehoy azy ireo fa tsy meloka aho"

ampitoero ny olo-marina

"atanjaho ny olo-marina" na "ataovy ambinina ny olo-marina"

Ianao izay mandinika ny fo sy ny saina

Ny fo sy Saina dia midika ny filàna sy fisainan'ny olona. DH: "Ianao izay mahalala ny anatin'ny fisainanay"