plt_tn/psa/007/008.md

12 lines
292 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# hamarino aho
"asehoy azy ireo fa tsy meloka aho"
# ampitoero ny olo-marina
"atanjaho ny olo-marina" na "ataovy ambinina ny olo-marina"
# Ianao izay mandinika ny fo sy ny saina
Ny fo sy Saina dia midika ny filàna sy fisainan'ny olona. DH: "Ianao izay mahalala ny anatin'ny fisainanay"