# hamarino aho "asehoy azy ireo fa tsy meloka aho" # ampitoero ny olo-marina "atanjaho ny olo-marina" na "ataovy ambinina ny olo-marina" # Ianao izay mandinika ny fo sy ny saina Ny fo sy Saina dia midika ny filàna sy fisainan'ny olona. DH: "Ianao izay mahalala ny anatin'ny fisainanay"