plt_tn/psa/006/006.md

24 lines
740 B
Markdown

# Reraky ny sentoko aho
Ny fisentony midika ny fanaintaina na fahoriana izay tsapany. DH: "Reraky ny fananintainako loatra aho"
# Kotsan-dranomaso ny fandriako ny alina manontolo; manasa ny fandriako amin'ny ranomasoko aho
Milaza dika mitovy ireo fehezanteny roa ireo
# Kotsan-dranomaso ny fandriako
"Mandena ny fandriako amin'ny ranomasoko aho" na "Kotsa loatra nohon'ny ranomasoko ny fandriako"
# manasa ny fandriako amin'ny ranomasoko aho
"Mandena ny fandriako amin'ny ranomasoko aho"
# Lanin'alahelo ny masoko
Ny fahaiza-mijery dia lazaina amin'ny momban'ny maso. DH: "manjavozavo ny fijeriko" na "Tsy afa-mijery mazava aho"
# alahelo
Ny alahelo eto dia midika fitomaniana. DH: "lanin-tomany" na "satria mitomany loatra aho"