# Reraky ny sentoko aho Ny fisentony midika ny fanaintaina na fahoriana izay tsapany. DH: "Reraky ny fananintainako loatra aho" # Kotsan-dranomaso ny fandriako ny alina manontolo; manasa ny fandriako amin'ny ranomasoko aho Milaza dika mitovy ireo fehezanteny roa ireo # Kotsan-dranomaso ny fandriako "Mandena ny fandriako amin'ny ranomasoko aho" na "Kotsa loatra nohon'ny ranomasoko ny fandriako" # manasa ny fandriako amin'ny ranomasoko aho "Mandena ny fandriako amin'ny ranomasoko aho" # Lanin'alahelo ny masoko Ny fahaiza-mijery dia lazaina amin'ny momban'ny maso. DH: "manjavozavo ny fijeriko" na "Tsy afa-mijery mazava aho" # alahelo Ny alahelo eto dia midika fitomaniana. DH: "lanin-tomany" na "satria mitomany loatra aho"