plt_tn/psa/006/006.md

740 B

Reraky ny sentoko aho

Ny fisentony midika ny fanaintaina na fahoriana izay tsapany. DH: "Reraky ny fananintainako loatra aho"

Kotsan-dranomaso ny fandriako ny alina manontolo; manasa ny fandriako amin'ny ranomasoko aho

Milaza dika mitovy ireo fehezanteny roa ireo

Kotsan-dranomaso ny fandriako

"Mandena ny fandriako amin'ny ranomasoko aho" na "Kotsa loatra nohon'ny ranomasoko ny fandriako"

manasa ny fandriako amin'ny ranomasoko aho

"Mandena ny fandriako amin'ny ranomasoko aho"

Lanin'alahelo ny masoko

Ny fahaiza-mijery dia lazaina amin'ny momban'ny maso. DH: "manjavozavo ny fijeriko" na "Tsy afa-mijery mazava aho"

alahelo

Ny alahelo eto dia midika fitomaniana. DH: "lanin-tomany" na "satria mitomany loatra aho"