plt_tn/psa/006/003.md

24 lines
1.0 KiB
Markdown

# Ory dia ory
"mihorohoro" na "manahy"
# mandra-pahoviana no hitohizan'izany?
Davida mampiasa io fanontaniana io mba hampisehoana fa tsy te hitohy hahatsapa reraka sy ory intsony izy. DH: "aza avela hitohy re izao!"
# Miverena, ry Yaveh
Davida milaza an'Andriamanitra ho malemy fanahy aminy tahaka an'Andriamanitra miverina any aminy. DH: "Yaveh o, miverena amiko" na "Mamindrà fo amiko, ry Yaveh o"
# Fa any amin'ny fahafatesana tsy misy fahatsiarovana Anao ... Iza no hanolotra fisaorana Anao any amin'ny Fiainan-tsy hita?
Ireo fehezanteny roa ireo dia maneho dika mitovy ihany.
# Fa any amin'ny fahafatesana tsy misy fahatsiarovana Anao
Ny fahatsiarovana midika fiderana. DH: "Fa rehefa maty ny olona, dia tsy mba hidera anao intsony"
# Iza no hanolotra fisaorana Anao any amin'ny Fiainan-tsy hita?
Davida mampiasa ity fanontaniana ity mba hanamafisana fa tsy misy olona any amin'ny Fiainan-tsy hita ka hisaotra an'Andriamanitra izany. DH: "Tsy misy olona any amin'ny FIainan-tsy hita hisaotra Anao!" na "Ny maty tsy afaka hidera Anao!"