plt_tn/psa/006/003.md

1.0 KiB

Ory dia ory

"mihorohoro" na "manahy"

mandra-pahoviana no hitohizan'izany?

Davida mampiasa io fanontaniana io mba hampisehoana fa tsy te hitohy hahatsapa reraka sy ory intsony izy. DH: "aza avela hitohy re izao!"

Miverena, ry Yaveh

Davida milaza an'Andriamanitra ho malemy fanahy aminy tahaka an'Andriamanitra miverina any aminy. DH: "Yaveh o, miverena amiko" na "Mamindrà fo amiko, ry Yaveh o"

Fa any amin'ny fahafatesana tsy misy fahatsiarovana Anao ... Iza no hanolotra fisaorana Anao any amin'ny Fiainan-tsy hita?

Ireo fehezanteny roa ireo dia maneho dika mitovy ihany.

Fa any amin'ny fahafatesana tsy misy fahatsiarovana Anao

Ny fahatsiarovana midika fiderana. DH: "Fa rehefa maty ny olona, dia tsy mba hidera anao intsony"

Iza no hanolotra fisaorana Anao any amin'ny Fiainan-tsy hita?

Davida mampiasa ity fanontaniana ity mba hanamafisana fa tsy misy olona any amin'ny Fiainan-tsy hita ka hisaotra an'Andriamanitra izany. DH: "Tsy misy olona any amin'ny FIainan-tsy hita hisaotra Anao!" na "Ny maty tsy afaka hidera Anao!"