# Ory dia ory "mihorohoro" na "manahy" # mandra-pahoviana no hitohizan'izany? Davida mampiasa io fanontaniana io mba hampisehoana fa tsy te hitohy hahatsapa reraka sy ory intsony izy. DH: "aza avela hitohy re izao!" # Miverena, ry Yaveh Davida milaza an'Andriamanitra ho malemy fanahy aminy tahaka an'Andriamanitra miverina any aminy. DH: "Yaveh o, miverena amiko" na "MamindrĂ  fo amiko, ry Yaveh o" # Fa any amin'ny fahafatesana tsy misy fahatsiarovana Anao ... Iza no hanolotra fisaorana Anao any amin'ny Fiainan-tsy hita? Ireo fehezanteny roa ireo dia maneho dika mitovy ihany. # Fa any amin'ny fahafatesana tsy misy fahatsiarovana Anao Ny fahatsiarovana midika fiderana. DH: "Fa rehefa maty ny olona, dia tsy mba hidera anao intsony" # Iza no hanolotra fisaorana Anao any amin'ny Fiainan-tsy hita? Davida mampiasa ity fanontaniana ity mba hanamafisana fa tsy misy olona any amin'ny Fiainan-tsy hita ka hisaotra an'Andriamanitra izany. DH: "Tsy misy olona any amin'ny FIainan-tsy hita hisaotra Anao!" na "Ny maty tsy afaka hidera Anao!"