plt_tn/psa/004/002.md

24 lines
1.0 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Davida mihira ity ampahany ity toa azy miresaka amin'ireo fahavalony.
# Ry olona, mandra-pahoviana ianareo no hanova ny voninahitro ho fahafaham-baraka?
Davida mampiasa ity fanontaniana ity hanamavoina ireo fahavalony. DH: "Ianareo ry olona izay mamadika hatrany hatrany ny voninahitro ho henatra!"
# ny voninahitro ho fahafaham-baraka
Ny fanalam-baraka azy raha toa ka tokony hanome voninahitra azy dia lazaina ho fanaovana ny voninahiny hiova henatra. DH: "mitondra henatra ho ahy ianareo raha tokony hanome voninahitra ahy"
# Mandra-pahoviana ianareo no hitia izay zava-poana sy mitady lainga?
David mampiasa ity fanontaniana ity hanamavoina ireo fahavalony. DH: "Ianareo izay manohy mitia zavatra izay tsy misy dikany sy mitady lainga fatratra."
# hitia izay zava-poana ... mitady lainga
Ireo andianteny reo ireo dia tena mitovy dika. Zava-poana ny lainga. DH: "hitia lainga zava-poana"
# Yaveh manavaka ny masina ho an'ny tenany
"Yaveh mifidy olo-masina ho an'ny tenany"