plt_tn/psa/004/002.md

1.0 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Davida mihira ity ampahany ity toa azy miresaka amin'ireo fahavalony.

Ry olona, mandra-pahoviana ianareo no hanova ny voninahitro ho fahafaham-baraka?

Davida mampiasa ity fanontaniana ity hanamavoina ireo fahavalony. DH: "Ianareo ry olona izay mamadika hatrany hatrany ny voninahitro ho henatra!"

ny voninahitro ho fahafaham-baraka

Ny fanalam-baraka azy raha toa ka tokony hanome voninahitra azy dia lazaina ho fanaovana ny voninahiny hiova henatra. DH: "mitondra henatra ho ahy ianareo raha tokony hanome voninahitra ahy"

Mandra-pahoviana ianareo no hitia izay zava-poana sy mitady lainga?

David mampiasa ity fanontaniana ity hanamavoina ireo fahavalony. DH: "Ianareo izay manohy mitia zavatra izay tsy misy dikany sy mitady lainga fatratra."

hitia izay zava-poana ... mitady lainga

Ireo andianteny reo ireo dia tena mitovy dika. Zava-poana ny lainga. DH: "hitia lainga zava-poana"

Yaveh manavaka ny masina ho an'ny tenany

"Yaveh mifidy olo-masina ho an'ny tenany"