plt_tn/psa/002/010.md

12 lines
418 B
Markdown

# Koa ankehitriny, ry mpanjaka, mitandrema; meteza ahitsy
Ireo andian-teny roa ireo dia manana dikany mitovitovy. DH: "Koa ankehitriny, ianareo ry mpanjaka sy mpanapaky ny tany, meteza ampitandremana sy ahitsy"
# mitandrema
Azo atao tso-drafitra izany. DH: "henoy izay fampitandremana izao" na "Hendre"
# meteza ahitsy
Azo atao tso-drafitra izany. DH: "henoy izao fanitsiana izao" na "raiso izao fanitsiana izao"