plt_tn/psa/002/010.md

418 B

Koa ankehitriny, ry mpanjaka, mitandrema; meteza ahitsy

Ireo andian-teny roa ireo dia manana dikany mitovitovy. DH: "Koa ankehitriny, ianareo ry mpanjaka sy mpanapaky ny tany, meteza ampitandremana sy ahitsy"

mitandrema

Azo atao tso-drafitra izany. DH: "henoy izay fampitandremana izao" na "Hendre"

meteza ahitsy

Azo atao tso-drafitra izany. DH: "henoy izao fanitsiana izao" na "raiso izao fanitsiana izao"