# Koa ankehitriny, ry mpanjaka, mitandrema; meteza ahitsy Ireo andian-teny roa ireo dia manana dikany mitovitovy. DH: "Koa ankehitriny, ianareo ry mpanjaka sy mpanapaky ny tany, meteza ampitandremana sy ahitsy" # mitandrema Azo atao tso-drafitra izany. DH: "henoy izay fampitandremana izao" na "Hendre" # meteza ahitsy Azo atao tso-drafitra izany. DH: "henoy izao fanitsiana izao" na "raiso izao fanitsiana izao"