plt_tn/psa/002/008.md

1011 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Yaveh manohy miteny amin'ny mpanjakan'Israely vaovao.

ho lovanao ireo firenena ... ho fanananao ireo faritra lavitra indrindran'ny tany

Milaza hevitra tena mitovy ireo andian-teny ireo.

ireo faritra lavitra indrindran'ny tany

"ireo tany izay lavitra indrindra"

Hovakinao amin'ny tehim-by, tahaka ny siny ireo, hamotipotika ireo ianao

Milaza hevitra tena mitovy ireo andian-teny ireo.

Hovakinao amin'ny tehim-by

Ny fandresena ireo firenena dia lazaina ihany koa ho famotehina azy ireo, ary ny fahefany dia lazaina ho tahaka ny tehina vy. DH: "Handresy azy ireo tanteraka ianao amin'ny alalan'ny fahefanao"

hamotipotika azy ireo ianao

Ny famotehana ireo firenena dia lazaina ho tahaka ny hoe azo vakivakiana toy ny siny tany izy ireo. DH: "Hamotika azy ireo tanteraka toy ny siny tany ianao"

siny tanimanga

Ny mpanao vilany dia olona mpanao vilany tany sy siny. Izany dia mora vaky sy azo vakiana mora foana. DH: "siny tanimanga" na "vilany tanimanga"