plt_tn/psa/002/008.md

28 lines
1011 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Yaveh manohy miteny amin'ny mpanjakan'Israely vaovao.
# ho lovanao ireo firenena ... ho fanananao ireo faritra lavitra indrindran'ny tany
Milaza hevitra tena mitovy ireo andian-teny ireo.
# ireo faritra lavitra indrindran'ny tany
"ireo tany izay lavitra indrindra"
# Hovakinao amin'ny tehim-by, tahaka ny siny ireo, hamotipotika ireo ianao
Milaza hevitra tena mitovy ireo andian-teny ireo.
# Hovakinao amin'ny tehim-by
Ny fandresena ireo firenena dia lazaina ihany koa ho famotehina azy ireo, ary ny fahefany dia lazaina ho tahaka ny tehina vy. DH: "Handresy azy ireo tanteraka ianao amin'ny alalan'ny fahefanao"
# hamotipotika azy ireo ianao
Ny famotehana ireo firenena dia lazaina ho tahaka ny hoe azo vakivakiana toy ny siny tany izy ireo. DH: "Hamotika azy ireo tanteraka toy ny siny tany ianao"
# siny tanimanga
Ny mpanao vilany dia olona mpanao vilany tany sy siny. Izany dia mora vaky sy azo vakiana mora foana. DH: "siny tanimanga" na "vilany tanimanga"