plt_tn/psa/001/001.md

814 B

Famopahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny fitoviana dia iraisana amin'ny tononkalo Hebreo.

izay tsy manaraka ny torohevitr'ireo ratsy fanahy

Ny "torohevitr'ireo ratsy fanahy" dia voalaza ho toy ny hoe lalana arahana. DH: "izay tsy manaraka ny torohevitr'ireo ratsy fanahy"

na mipetraka ao amin'ny fiangonan'ny mpaneso

Ny fipetrahana miaraka amin'ny olona izay maneso an'Andriamanitra dia mampiseho fiarahana amin'ny olona maneso an'Andriamanitra. DH: "na miaraka amin'ireo izay maneso an'Andriamanitra" na "na maneso an'Andriamanitra miaraka amin'ny olona hafa izay maneso Azy"

sitrany

"fahafam-po" na "hafaliana"

Yaveh

Ity no anaran'Andriamanitra izay nambarany tamin'ny vahoakany ao amin'ny Testamenta Taloha. Jereo ny pejin'ny fandikan-teny momba an'i Yaveh mahakasika ny fomba handikana izany