# Famopahafantarana amin'ny ankapobeny Ny fitoviana dia iraisana amin'ny tononkalo Hebreo. # izay tsy manaraka ny torohevitr'ireo ratsy fanahy Ny "torohevitr'ireo ratsy fanahy" dia voalaza ho toy ny hoe lalana arahana. DH: "izay tsy manaraka ny torohevitr'ireo ratsy fanahy" # na mipetraka ao amin'ny fiangonan'ny mpaneso Ny fipetrahana miaraka amin'ny olona izay maneso an'Andriamanitra dia mampiseho fiarahana amin'ny olona maneso an'Andriamanitra. DH: "na miaraka amin'ireo izay maneso an'Andriamanitra" na "na maneso an'Andriamanitra miaraka amin'ny olona hafa izay maneso Azy" # sitrany "fahafam-po" na "hafaliana" # Yaveh Ity no anaran'Andriamanitra izay nambarany tamin'ny vahoakany ao amin'ny Testamenta Taloha. Jereo ny pejin'ny fandikan-teny momba an'i Yaveh mahakasika ny fomba handikana izany