plt_tn/psa/001/001.md

20 lines
814 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Famopahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny fitoviana dia iraisana amin'ny tononkalo Hebreo.
# izay tsy manaraka ny torohevitr'ireo ratsy fanahy
Ny "torohevitr'ireo ratsy fanahy" dia voalaza ho toy ny hoe lalana arahana. DH: "izay tsy manaraka ny torohevitr'ireo ratsy fanahy"
# na mipetraka ao amin'ny fiangonan'ny mpaneso
Ny fipetrahana miaraka amin'ny olona izay maneso an'Andriamanitra dia mampiseho fiarahana amin'ny olona maneso an'Andriamanitra. DH: "na miaraka amin'ireo izay maneso an'Andriamanitra" na "na maneso an'Andriamanitra miaraka amin'ny olona hafa izay maneso Azy"
# sitrany
"fahafam-po" na "hafaliana"
# Yaveh
Ity no anaran'Andriamanitra izay nambarany tamin'ny vahoakany ao amin'ny Testamenta Taloha. Jereo ny pejin'ny fandikan-teny momba an'i Yaveh mahakasika ny fomba handikana izany